Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 14:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tokony ho roa-polo lahy no matiny aloha, izay novonoin'i Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany tao anatin'ny tany tokony ho antsasaky ny vavasa iray akera.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:14 amin'ny teny manodidina.