Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 13:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony hitan'ny lehilahy amin'ny Isiraely fa poritra izy (fa efa ory indrindra ny olona), dia nijery tany an-johy sy tany amin'ny kirihitrala sy tany, amin'ny harambato sy tany amin'ny fierena ary tany amin'ny lavaka famorian-drano izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 13

Jereo 1 Samoela 13:6 amin'ny teny manodidina.