Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 13:4 Malagasy Bible (MG1865)

Dia ren'ny Isiraely rehetra fa efa namely ny miaramilan'ny Filistina Saoly, ka dia halan'ny Filistina ny Isiraely. Dia nivory ny olona hanaraka an'i Saoly ho any Gilgala.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 13

Jereo 1 Samoela 13:4 amin'ny teny manodidina.