Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 13:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Saoly nifantina telo arivo lahy tamin'ny Isiraely, ka ny roa arivo lahy nitoetra teo aminy tany Mikmasy sy tany amin'ny tany havoan'i Betela, ary ny arivo lahy nitoetra teo amin'i Jonatana tany Gibean'ny Benjamina; fa ny olona sisa kosa samy nampodiny ho any an-dainy avy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 13

Jereo 1 Samoela 13:2 amin'ny teny manodidina.