Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 13:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha mbola nitoetra tany Gibean'ny Benjamina Saoly sy Jonatana zanany sy ny vahoaka teo amin'izy roa lahy, ary ny Filistina kosa nitoby, tany Mikmasy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 13

Jereo 1 Samoela 13:16 amin'ny teny manodidina.