Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 12:8 Malagasy Bible (MG1865)

Rehefa tonga tany Egypta Jakoba, ka nitaraina tamin'i Jehovah ny razanareo, Jehovah dia naniraka an'i Mosesy sy Arona, ka ireo no nitondra ny razanareo nivoaka avy tany Egypta ary namponina azy teto amin'ity tany ity.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:8 amin'ny teny manodidina.