Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 12:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Samoela niantso an'i Jehovah, ary Jehovah nahatonga kotrokorana sy orana tamin'izany andro izany; ary ny vahoaka rehetra dia natahotra an'i Jehovah sy Samoela indrindra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:18 amin'ny teny manodidina.