Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 12:15 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha tsy mihaino ny tenin'i Jehovah kosa ianareo, fa mandà ny didiny, dia hamely anareo ny tànan'i Jehovah tahaka ny namelezany ny razanareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:15 amin'ny teny manodidina.