Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 12:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitaraina tamin'i Jehovah izy ka nanao hoe: Efa nanota izahay, fa efa nahafoy an'i Jehovah ka nanompo ireo Bala sy Astarta, nefa ankehitriny vonjeo amin'ny tanan'ny fahavalonay izahay, dia hanompo Anao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:10 amin'ny teny manodidina.