Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 10:3 Malagasy Bible (MG1865)

Dia handroso hiala ao ianao ka ho tonga ao amin'ny hazo terebinta any Tabara, dia hifanena amin'ny olona telo lahy miakatra ho any amin'Andriamanitra any Betela, ny anankiray mitondra zanak'osy telo, ny anankiray mitondra mofo telo, ary ny anankiray mitondra divay iray tavoara;

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10

Jereo 1 Samoela 10:3 amin'ny teny manodidina.