Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 10:16 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Saoly tamin'ny rahalahin-drainy: Nolazainy marimarina taminay fa efa hita ny boriky. Fa ilay nolazain'i Samoela ny amin'ny fanjakana tsy mba nambarany taminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10

Jereo 1 Samoela 10:16 amin'ny teny manodidina.