Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 1:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izany no fanaon'i Elkana isan-taona, raha niakatra ho any an-tranon'i Jehovah Hana, ary izany koa no nanorisoren'ny rafiny azy, koa nitomany izy sady tsy nety nihinan-kanina.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 1

Jereo 1 Samoela 1:7 amin'ny teny manodidina.