Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 1:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ny hahazoako ity zazalahy ity no nivavahako; dia nomen'i Jehovah ahy izay nangatahiko taminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 1

Jereo 1 Samoela 1:27 amin'ny teny manodidina.