Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 1:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nivoady izy ka nanao hoe: Jehovah, Tompon'ny maro, raha mba hitsinjo tokoa ny alahelon'ny ankizivavinao Hianao ka hahatsiaro ahy ary tsy hanadino ny ankizivavinao, fa hanome ahy zazalahy, dia homeko ho an'i Jehovah kosa izy amin'ny andro rehetra hiainany, ka tsy hokasihin-kareza ny lohany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 1

Jereo 1 Samoela 1:11 amin'ny teny manodidina.