Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 1:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy lehilahy Efraimita anankiray tany Ramataima-zofima any amin'ny tany havoan'i Efraima, Elkana no anarany zanak'i Jerohama, zanak'i Eliho, zanak'i Toho, zanak'i Zofa.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 1

Jereo 1 Samoela 1:1 amin'ny teny manodidina.