Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 9:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hisy hamaly hoe: Satria ny olona nahafoy an'i Jehovah Andriamaniny, Izay nitondra ny razany nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, ary nikikitra tamin'andriamani-kafa sy niankohoka teo anatrehany ka nanompo azy, dia izany no nampidiran'i Jehovah izao loza rehetra izao taminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 9

Jereo 1 Mpanjaka 9:9 amin'ny teny manodidina.