Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 9:7 Malagasy Bible (MG1865)

dia hofongorako tsy ho amin'ny tany izay nomeko azy ny Isiraely; ary ity trano izay nohamasiniko ho an'ny anarako ity dia hofongorako tsy ho eo imasoko; ary ny Isiraely ho tonga ohabolana sy ambentinteny any amin'ny firenena rehetra;

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 9

Jereo 1 Mpanjaka 9:7 amin'ny teny manodidina.