Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 9:11 Malagasy Bible (MG1865)

(Hirama, mpanjakan'i Tyro, nanome an'i Solomona hazo sedera sy hazo kypreso ary volamena, araka izay rehetra niriny), dia nomen'i Solomona tanàna roa-polo tany amin'ny tany Galilia kosa Hirama.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 9

Jereo 1 Mpanjaka 9:11 amin'ny teny manodidina.