Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:65 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'izany andro izany Solomona sy ny Isiraely rehetra teo aminy, dia fiangonana lehibe hatrany akaikin'i Hamata ka hatramin'ny lohasahan-driak'i Egypta, dia nitandrina ny andro firavoravoana teo anatrehan'i Jehovah Andriamanitsika hafitoana indroa, dia efatra ambin'ny folo andro.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:65 amin'ny teny manodidina.