Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:61 Malagasy Bible (MG1865)

Ary aoka ho marina amin'i Jehovah Andriamanitsika anie ny fonareo, handehananareo amin'ny didiny sy hitandremanareo ny lalàny, tahaka ny amin'izao anio izao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:61 amin'ny teny manodidina.