Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:59 Malagasy Bible (MG1865)

Ary aoka izany teny nifonako teto anatrehan'i Jehovah izany ho ao amin'i Jehovah Andriamanitsika andro aman'alina, mba hanomezany rariny ho ahy mpanompony sy ny Isiraely olony araka izay tandrifiny ho azy isan'andro,

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:59 amin'ny teny manodidina.