Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:53 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Hianao, Jehovah, Tompo ô no nanavaka azy tamin'ny firenena rehetra ambonin'ny tany ho lovanao, araka izay nampilazainao an'i Mosesy mpanomponao tamin'ny nitondranao ny razanay nivoaka avy tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:53 amin'ny teny manodidina.