Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:39 Malagasy Bible (MG1865)

dia mihainoa any an-danitra fonenanao Hianao, ka mamelà heloka, ary manaova, ka omeo ny olonao araka ny alehany rehetra, fa fantatrao ny fony (fa Hianao dia Hianao irery ihany no mahalala ny fon'ny zanak'olombelona rehetra),

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:39 amin'ny teny manodidina.