Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:36 Malagasy Bible (MG1865)

dia mihainoa any an-danitra Hianao, ka mamelà ny fahotan'ny mpanomponao, dia ny Isiraely olonao satria atoronao azy ny lalana tsara izay tokony halehany, ary mandatsaha ranonorana amin'ny taninao, izay nomenao ho lovan'ny olonao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:36 amin'ny teny manodidina.