Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:33 Malagasy Bible (MG1865)

Raha resy eo anoloan'ny fahavalo ny Isiraely olonao noho ny nanotany taminao, ary miverina aminao sy manaiky ny anaranao indray ka mivavaka sy mifona aminao eto amin'ity trano ity izy,

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:33 amin'ny teny manodidina.