Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:29 Malagasy Bible (MG1865)

mba hihiratan'ny masonao andro aman'alina amin'ity trano ity, dia amin'ny fitoerana nolazainao hoe: Ho ao ny anarako hihainoanao ny vavaka izay ataon'ny mpanomponao manatrika ity fitoerana ity.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:29 amin'ny teny manodidina.