Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:23 Malagasy Bible (MG1865)

ary nanao hoe. Ry Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô. tsy misy Andriamanitra tahaka Anao na amin'ny lanitra ambony na amin'ny tany ambany, Izay mitandrina ny fanekenao sy ny famindram-ponao ho an'ny mpanomponao izay mandeha eo anatrehanao amin'ny fony rehetra,

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:23 amin'ny teny manodidina.