Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 7:41 Malagasy Bible (MG1865)

dia ny andry roa sy ny boriboriny roa amin'ny kapitaly izay teny an-tampon'ny andry roa, sy ny harato roa izay hafono ny boriboriny roa amin'ny kapitaly izay teo an-tampon'ny andry avy,

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:41 amin'ny teny manodidina.