Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 7:36 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny koban'ny sorony sy ny kobany hafa nosoratany nasiany sarin'ny kerobima sy liona ary hazo rofia, araka izay nahafeno azy avy, sady nasiany fesitona manodidina.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:36 amin'ny teny manodidina.