Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 7:31 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny vavan'ny fitoeran-tavin-drano dia teo anatin'ny kapitaliny, ary mbola nisy iray hakiho teo ambonin'io; ary ny vavany dia hakiho iray sy tapany sady boribory tahaka ny amin'ny faladia, ary tamin'ny vavany koa nisy soratra, ary ny kobany teo aminy dia efajoro, fa tsy boribory.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:31 amin'ny teny manodidina.