Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 7:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny tavin-drano dia nipetraka tambonin'ny sarin'omby roa ambin'ny folo; ny telo nanatrika ny avaratra, ny telo nanatrika ny andrefana, ny telo nanatrika ny atsimo, ary ny telo nanatrika ny atsinanana; ary ny tavin-drano lehibe dia teo ambonin'ireo, ary niady vody izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:25 amin'ny teny manodidina.