Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 7:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny andry dia natsangany teo amin'ny lavarangana fidirana amin'ny efitra lehibe: ny andry ankavanana natsangany, ka ny anarany nataony hoe Jakina; ary ny andry ankavia natsangany koa, ka ny anarany nataony hoe Boaza.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:21 amin'ny teny manodidina.