Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 7:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary telo ambin'ny folo taona no nanaovan'i Solomona ny lapany, dia vita.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:1 amin'ny teny manodidina.