Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 6:6 Malagasy Bible (MG1865)

ny efi-trano ambany indrindra, dimy hakiho ny sakany, ary ny an-tenatenany, enina hakiho ny sakany, ary ny fahatelony, dia fito hakiho sakany; fa ny rindrina ivelan'ny trano dia ahenany manodidina isaky ny mifanongoa, mba tsy hisy hitsatoka amin'ny rindrina.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 6

Jereo 1 Mpanjaka 6:6 amin'ny teny manodidina.