Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 6:38 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny volana Bola (volana fahavalo izany), tamin'ny taona fahiraika ambin'ny folo, no nahavitany ny trano araka ny fombany rehetra sy izay rehetra nahamety azy. Dia fito taona no nanaovany azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 6

Jereo 1 Mpanjaka 6:38 amin'ny teny manodidina.