Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 6:22 Malagasy Bible (MG1865)

Izao ati-trano rehetra izao dia nopetahany takela-bolamena avokoa; ary ny alitara momba ny efitra anatiny koa dia nopetahany takela-bolamena avokoa.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 6

Jereo 1 Mpanjaka 6:22 amin'ny teny manodidina.