Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 6:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny trano nataon'i Solomona mpanjaka ho an'i Jehovah dia enim-polo hakiho ny lavany, ary roa-polo hakiho ny sakany, ary telo-polo hakiho ny hahavony.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 6

Jereo 1 Mpanjaka 6:2 amin'ny teny manodidina.