Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 6:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ny amin'ity trano ataonao, ity raha handeha araka ny lalako ianao sy hanaraka ny fitsipiko ary hitandrina ny didiko rehetra ka hanaraka azy, dia hotanterahiko aminao ny teniko, izay nolazaiko tamin'i Davida rainao;

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 6

Jereo 1 Mpanjaka 6:12 amin'ny teny manodidina.