Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 5:4 Malagasy Bible (MG1865)

Fa nanapaka ny tany rehetra atỳ an-dafin'ny Ony hatrany Tifsa ka hatrany Gaza izy, dia tamin'ny mpanjaka rehetra etỳ an-dafin'ny Ony; ary izy dia tsara fihavanana tamin'ireny rehetra manodidina nanoa azy ireny.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 5

Jereo 1 Mpanjaka 5:4 amin'ny teny manodidina.