Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 4:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny Joda sy ny Isiraely dia maro, tahaka ny fasika amoron-dranomasina ny hamarony, sady mihinana sy misotro ary mifaly.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 4

Jereo 1 Mpanjaka 4:20 amin'ny teny manodidina.