Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 3:9 Malagasy Bible (MG1865)

Koa omeo ahy mpanomponao saina malady ho entiko mitsara ny olonao hahaizako manavaka ny soa sy ny ratsy; fa iza moa no mahay mitsara izao olonao betsaka izao?

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3

Jereo 1 Mpanjaka 3:9 amin'ny teny manodidina.