Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 3:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ankehitriny, Jehovah Andriamanitro ô, Hianao efa nampanjaka ahy mpanomponao handimby an'i Davida raiko; nefa izaho dia mbola zaza ihany, ka tsy fantatro akory izay fivoaka sy fiditra.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3

Jereo 1 Mpanjaka 3:7 amin'ny teny manodidina.