Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 3:5 Malagasy Bible (MG1865)

Tao Gibeona no nisehoan'i Jehovah tamin'i Solomona tamin'ny nofy nony alina; ary hoy Andriamanitra: Angataho izay tianao homeko anao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3

Jereo 1 Mpanjaka 3:5 amin'ny teny manodidina.