Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 3:26 Malagasy Bible (MG1865)

Fa niteny tamin'ny mpanjaka ravehivavy, renin'ny zaza velona satria nandevilevy ny fony noho ny amin'ny zanany ka nanao hoe: Tompokolahy ô, trarantitra ianao, omeo azy ihany ary ny zaza velona, fa aza dia vonoina re! Fa hoy kosa ny iray: Aoka tsy ho ahy tsy ho anao, fa zarao mihitsy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3

Jereo 1 Mpanjaka 3:26 amin'ny teny manodidina.