Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 3:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Solomona tonga vinanton'i Farao, mpanjakan'i Egypta, fa nanambady ny zanakavavin'i Farao izy ka nitondra azy ho any an-Tanànan'i Davida, mandra-pahavitany ny tranony sy ny tranon'i Jehovah ary ny màndan'i Jerosalema manodidina.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3

Jereo 1 Mpanjaka 3:1 amin'ny teny manodidina.