Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 22:8 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy ny mpanjakan'ny Isiraely tamin'i Josafata: Mbola misy lehilahy iray ihany, dia Mikaia, zanak'i Jimla, izay ahazoantsika manontany amin'i Jehovah, saingy halako izy, satria tsy mba maminany soa ho ahy izy. fa loza ihany. Dia hoy Josafata: Aza manao izany, ry mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 22

Jereo 1 Mpanjaka 22:8 amin'ny teny manodidina.