Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 22:42 Malagasy Bible (MG1865)

Dimy amby telo-polo taona Josafata, fony izy vao nanjaka, ary dimy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Azoba, zanakavavin'i Sily.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 22

Jereo 1 Mpanjaka 22:42 amin'ny teny manodidina.