Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 22:39 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny tantaran'i Ahaba sisa mbamin'izay rehetra nataony sy ny trano ivory izay nataony ary ny tanàna rehetra izay naoriny, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely va izany?

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 22

Jereo 1 Mpanjaka 22:39 amin'ny teny manodidina.