Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 22:24 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Zedekia, zanak'i Kenana, nanatona, dia namely ny takolak'i Mikaia sady nanao hoe: Taiza no nialan'ny Fanahin'i Jehovah tamiko hiteny aminao?

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 22

Jereo 1 Mpanjaka 22:24 amin'ny teny manodidina.