Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 22:21 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nandroso ny fanahy ka nitsangana teo anatrehan'i Jehovah ary nanao hoe: Izaho no hitaona azy. Ary hoy Jehovah taminy: Amin'inona anefa?

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 22

Jereo 1 Mpanjaka 22:21 amin'ny teny manodidina.